|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ala kaforo |
| Singan-teny | 2ala, 3kaforo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6nom d'un destin.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana.
[1.381#]
8 Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69] |
| Voambolana | 9 Finoana |
| Teny iditra (2/2) | 10 alakaforo |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13opiniâtreté, persistence.
[1.3] |
| Voambolana | 14 Ontam-po |
| Fivaditsoratra | 15 alakaforo, ala kaforo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|